<-
->

1Tt / 1Tan 16:2 And when David had made an end of offering the burnt offerings and the peace offerings, he blessed the people in the name of the Lord. Ary nony voatitr' i Davida ny fanatitra odorana sy ny fanati-pihavanana, dia nitso-drano ny olona tamin' ny anaran' i Jehovah izy. Nony vitan' i Davida ny fanolorana ny sorona dorana sy ny sorom-pihavanana, dia nitso-drano ny vahoaka tamin' ny anaran' ny Tompo izy. Lorsque David eut achevé d' offrir ces holocaustes et ces sacrifices de communion, il bénit le peuple au nom de Yahvé.