<-
->

1Tt / 1Tan 15:2 Then David said, None ought to carry the ark of God but the Levites: for them hath the Lord chosen to carry the ark of God, and to minister unto him for ever. Hoy Davida tamin' izay: Tsy misy afa-tsy ny Levita ihany no hitondra ny fiaran' Andriamanitra, satria ireo no voafidin' ny Tompo hitondra ny fiaran' Andriamanitra sy hanao ny fanompoana momba azy mandrakizay. puis il dit : " L' arche de Dieu ne peut pas être transportée, sinon par les lévites; car Yahvé les a choisis pour porter l' arche de Yahvé et en assurer à jamais le service. "