<-
->

1Tt / 1Tan 14:1 Now Hiram king of Tyre sent messengers to David, and timber of cedars, with masons and carpenters, to build him an house. Ary Hirama, mpanjakan' i Tyro, naniraka olona tany amin' i Davida sady nampanatitra hazo sedera ary nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano ho azy. Ary Hirama mpanjakan' i Tira, nandefa iraka tany amin' i Davida nitondra hazo sedera sy tambato ary mpandrafitra, hanao trano ho azy. Hiram, roi de Tyr, envoya une ambassade à David, avec du bois de cèdre, des maçons et des charpentiers, pour lui construire une maison.