<-
->

1Tt / 1Tan 13:6 And David went up, and all Israel, to Baalah, that is, to Kirjathjearim, which belonged to Judah, to bring up thence the ark of God the Lord, that dwelleth between the cherubims, whose name is called on it. Dia niakatra Davida sy ny Isiraely rehetra hankany Bala any Joda (Kiriata-jearima izany) hampakatra ny fiaran' i Jehovah Andriamanitra, Izay mipetraka amin' ny kerobima, dia ilay niantsoany ny anarany. Dia niakatra Davida mbamin' Israely rehetra, nankany Baalà, izany hoe Kariatiarima izay any Jodà, mba hampiakatra avy any ny fiaran' Andriamanitra, ny fiaran' ny Tompo izay mipetraka eo ambonin' ny kerobima, izay fiantsoana ilay Anarana. Puis David et tout Israël allèrent à Baala, vers Qiryat-Yéarim en Juda, afin de faire monter de là l' arche de Dieu qui porte le nom de Yahvé siégeant sur les chérubins.