<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 13:2 | And |
Ka hoy Davida tamin' ny Isiraely rehetra izay tafangona: Raha ataonareo ho mety, sady avy amin' i Jehovah Andriamanitsika izany, dia andeha isika haniraka faingana any amin' ny rahalahintsika rehetra izay sisa amin' ny tanin' ny Isiraely rehetra ary amin' ny mpisorona sy ny Levita koa, izay any amin' ny tanànany sy ny tany manodidina azy, mba hivory atý amintsika; ataonareo ho mety, sady avy amin' i Jehovah Andriamanitsika izany, dia andeha isika haniraka faingana any amin' ny rahalahintsika rehetra izay sisa amin' ny tanin' ny Isiraely rehetra ary amin' ny mpisorona sy ny Levita koa, izay any amin' ny tanànany sy ny tany manodidina azy, mba hivory atý amintsika; | ka hoy Davida tamin' ny fiangonan' Israely rehetra hoe: Raha ataonareo ho mety, sy raha toa hevitra avy amin' Andriamanitsika, dia handeha isika haniraka faingana any amin' ny rahalahintsika sisa rehetra, any amin' ny tanin' Israely rehetra sy any amin' ny mpisorona mbamin' ny Levita ao amin' ny tanànany misy tany fiandrasany biby, mba hikambana amintsika izy, | Il dit à toute l' assemblée d' |