<-
->

1Tt / 1Tan 11:3 Therefore came all the elders of Israel to the king to Hebron; and David made a covenant with them in Hebron before the Lord; and they anointed David king over Israel, according to the word of the Lord by Samuel. Eny, tonga tao amin' ny mpanjaka tao Hebrona ny loholon' ny Isiraely rehetra; ary Davida nanao fanekena taminy tao Hebrona teo anatrehan' i Jehovah; ary dia nanosotra an' i Davida ho mpanjakan' ny Isiraely izy araka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Samoela. Dia tonga teo amin' ny mpanjaka, tany Hebrona, ny loholon' Israely rehetra, ary Davida nanao fanekena tamin' izy ireo, teo anatrehan' ny Tompo, tany Hebrona, ary izy ireo nanosotra an' i Davida ho mpanjakan' Israely, araka ny tenin' ny Tompo, notononin' i Samoela. Tous les anciens d' Israël vinrent donc auprès du roi à Hébron. David conclut un pacte avec eux à Hébron, en présence de Yahvé, et ils oignirent David comme roi d' Israël selon la parole de Yahvé transmise par Samuel.