<-
->

1Tt / 1Tan 11:25 Behold, he was honourable among the thirty, but attained not to the first three: and David set him over his guard. Indro fa be voninahitra tamin' ny telo-polo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo; ary Davida nanao azy ho isan' ny mpanolo-tsaina azy. Nalaza noho izy telopolo lahy, nefa tsy nahomby azy telo lahy izy. Nataon' i Davida isan' ny mpanolo-tsaina azy manokana izy. Il fut plus illustre que les Trente, mais ne fut pas compté parmi les Trois; David le mit à la tête de sa garde personnelle.