<-
->

1Tt / 1Tan 11:16 And David was then in the hold, and the Philistines' garrison was then at Bethlehem. Ary Davida dia tao amin' ny batery fiarovana tamin' izay, ary ny miaramilan' ny Filistina kosa dia tao Betlehema. Tao amin' ny trano mimanda Davida tamin' izay ary nisy antoko-miaramilan' ny Filistina tany Betleema. David était alors dans le repaire tandis qu' il y avait encore un préfet philistin à Bethléem.