<-
->

1Tt / 1Tan 11:15 Now three of the thirty captains went down to the rock to David, into the cave of Adullam; and the host of the Philistines encamped in the valley of Rephaim. Ary nisy telo lahy malaza tamin' ny telo-polo nidina nankeo amin' ny vatolampy ho any amin' i Davida tamin' ny zohin' i Adolama; ary ny miaramilan' ny Filistina nitoby tao amin' ny Lohasahan' ny Refaita. Nisy telo lahy tamin' ireo kapiteny telopolo lahy nidina nankany amin' i Davida teo amin' ny vatolampy, tany an-johin' i Odolama, ary ny tobin' ny Filistina tamin' izay dia tafaorina tao amin' ny lohasahan' i Refaima. Trois d' entre les Trente descendirent vers David, au rocher proche de la grotte d' Adullam, tandis qu' une compagnie de Philistins campait dans le val des Rephaïm.