<-
->

1Tt / 1Tan 10:11 And when all Jabeshgilead heard all that the Philistines had done to Saul, Ary nony ren' ny mponina rehetra tao Jabesi-gileada izay rehetra nataon' ny Filistina tamin' i Saoly, Nony nandre izay rehetra nataon' ny Filistina tamin' i Saola ny tany Jabesa any Galaada rehetra, Lorsque tous les habitants de Yabesh de Galaad eurent appris tout ce que les Philistins avaient fait à Saül,