<-
->

1Tt / 1Tan 1:43 Now these are the kings that reigned in the land of Edom before any king reigned over the children of Israel; Bela the son of Beor: and the name of his city was Dinhabah. Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin' ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin' ny Zanak' Isiraely: Bela, zanak' i Beora; ary Dinaba no anaran' ny tanànany. Ireto no mpanjaka efa nanjaka tany amin' ny tany Edoma, talohan' ny nisian' ny mpanjaka nanjaka tamin' ny zanak' Israely: Belà, zanak' i Beora, ary Denabà no anaran-tanànany. Voici les rois qui régnèrent au pays d'Édom avant que ne régnât un roi des Israélites : Béla fils de Béor, et sa ville s' appelait Dinhaba.