<-
->

2Mp 23:5 And he put down the idolatrous priests, whom the kings of Judah had ordained to burn incense in the high places in the cities of Judah, and in the places round about Jerusalem; them also that burned incense unto Baal, to the sun, and to the moon, and to the planets, and to all the host of heaven. Ary natsahany koa ny mpisorona amin' ny andriamani-tsi-izy, izay notendren' ny mpanjakan' ny Joda handoro ditin-kazo manitra eny amin' ny fitoerana avo tany amin' ny tanànan' ny Joda sy tamin' ny manodidina an' i Jerosalema, sy izay nandoro ditin-kazo manitra koa ho an' i Bala, dia ny masoandro, ary ho an' ny volana sy ny kintana amin' ny Zodiaka ary ho an' izay rehetra eny amin' ny lanitra. Noroahiny ny mpisoron-tsampy notendren' ny mpanjakan' i Jodà handoro zava-manitra amin' ny fitoerana avo, tany amin' ny tanànan' i Jodà sy tamin' ny manodidina an' i Jerosalema mbamin' ireo nanatitra zava-manitra ho an' i Baala, ho an' ny masoandro amam-bolana, ho an' ny famantarana roa ambin' ny folo, ary ho an' ny tafiky ny lanitra rehetra. Il supprima les faux prêtres que les rois de Juda avaient installés et qui sacrifiaient dans les hauts lieux, dans les villes de Juda et les environs de Jérusalem, et ceux qui sacrifiaient à Baal, au soleil, à la lune, aux constellations et à toute l' armée du ciel.