<-
->

2Mp 23:34 And Pharaohnechoh made Eliakim the son of Josiah king in the room of Josiah his father, and turned his name to Jehoiakim, and took Jehoahaz away: and he came to Egypt, and died there. Ary Farao-neko nanendry an' i Eliakima, zanak' i Josia, ho mpanjaka hisolo an' i Josia rainy; ary ny anarany novany ho Joiakima, fa Joahaza kosa dia nentiny ho any Egypta ka maty tany. Eliasima zanak' i Josiasa no natsangan' i Faraona Nekao ho mpanjaka, hisolo an' i Josiasa rainy, ary novany hoe Joakima ny anarany. Fa Joakaza izay nosamboriny kosa dia nankany Ejipta ka maty tany. Le Pharaon Neko établit comme roi Elyaqim, fils de Josias, à la place de son père Josias, et il changea son nom en celui de Joiaqim. Quant à Joachaz, il le prit et l' emmena en Egypte, où il mourut.