<-
->

2Mp 23:29 In his days Pharaohnechoh king of Egypt went up against the king of Assyria to the river Euphrates: and king Josiah went against him; and he slew him at Megiddo, when he had seen him. Tamin' ny andro nanjakan' i Josia no niakaran' i Farao-neko, mpanjakan' i Egypta, hankany amoron' ny ony Eofrata hiady amin' ny mpanjakan' i Asyria; ary Josia mpanjaka dia nandeha hiady amin' i Farao. Kanjo nony hitany, dia matiny tao Megido izy. Tamin' ny androny, niakatra hamely ny mpanjakan' i Asiria any amin' ny ony Elfrata, Faraona-Nekao mpanjakan' i Ejipta, ary nandeha hanehatra azy Josiasa mpanjaka. Kanjo vao hitan' i Faraona izy dia matiny tao Magedao. De son temps, le Pharaon Neko, roi d' Egypte, monta vers le roi d' Assyrie, sur le fleuve de l' Euphrate. Le roi Josias se porta au-devant de lui mais Neko le fit périr à Megiddo, à la première rencontre.