<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 23:25 | And like unto him was there no king before him, that turned to the |
Ary tsy nisy mpanjaka tahaka azy teo alohany, izay niverina ho amin' i Jehovah tamin' ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra sy ny heriny rehetra araka ny lalàn' i Mosesy rehetra; sady tsy nisy tahaka azy intsony niseho tao aoriany. | Tsy nisy mpanjaka talohany nitodika tahaka azy amin' ny Tompo amin' ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra ary ny heriny rehetra, araka ny lalan' i Moizy rehetra, ary tatý aoriana tsy nisy nitovy taminy. | Il n' y eut avant lui aucun roi qui se fût, comme lui, tourné vers |