<-
->

2Mp 23:12 And the altars that were on the top of the upper chamber of Ahaz, which the kings of Judah had made, and the altars which Manasseh had made in the two courts of the house of the Lord, did the king beat down, and brake them down from thence, and cast the dust of them into the brook Kidron. Ary ireo alitara teo an-tampon-trano ambony amin' ny tranon' i Ahaza, izay nataon' ireo mpanjakan' ny Joda, sy ny alitara izay nataon' i Manase tao anatin' ny kianja roa tamin' ny tranon' i Jehovah, dia noravan' ny mpanjaka ka notorotoroiny, dia nafafiny tany amin' ny lohasahan-driaka Kidrona ny vovony. Noravany ireo otely teo ambony tafon' ny efi-trano avon' i Akaza, nataon' ny mpanjakan' i Jodà, mbamin' ny nataon' i Manase teo amin' ny kianja roa amin' ny tranon' ny Tompo; ary avy eo izy dia nandeha faingana nanary ny vovoka avy amin' ireny tao amin' ny lohasahan' i Sedrona. Les autels qui étaient sur la terrasse et qu' avaient bâtis les rois de Juda, et ceux qu' avait bâtis Manassé dans les deux cours du Temple de Yahvé, le roi les démolit, les brisa là et jeta leur poussière dans la vallée du Cédron.