<-
->

2Mp 22:9 And Shaphan the scribe came to the king, and brought the king word again, and said, Thy servants have gathered the money that was found in the house, and have delivered it into the hand of them that do the work, that have the oversight of the house of the Lord. Ary Safana mpanoratra niverina ho any amin' ny mpanjaka nitondra valiny nanao hoe: Ny mpanomponao dia efa nandrotsaka ny vola izay azo tao an-trano ka nanolotra azy teo an-tànan' ny mpanao raharaha izay voatendry ny amin' ny tranon' i Jehovah. Rahefa izany, nandeha hilaza ny toe-draharaha amin' ny mpanjaka Safàna mpanoratra, ka nanao hoe: Efa nalain' ny mpanomponao avokoa ny vola hita tao an-trano, ka napetrany eo an-tanan' izay mandraharaha ny asa, izay voatendry ho mpitandrina ao amin' ny tranon' ny Tompo. Le secrétaire Shaphân vint chez le roi et lui rapporta ceci "Tes serviteurs, dit-il, ont fondu l' argent qui se trouvait dans le Temple et l' ont remis aux maîtres d' oeuvres attachés au Temple de Yahvé."