<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 22:3 | And it came to pass in the eighteenth year of king |
Ary tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Josia mpanjaka, dia naniraka an' i Safana mpanoratra, zanak' i Azalia, zanak' i Mesolama, izy ho any an-tranon' i Jehovah ka nanao hoe: | Tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Josiasa mpanjaka, dia naniraka an' i Safàna, mpanoratra, zanak' i Aslia zanak' i Mesolama, ny mpanjaka ho any amin' ny tranon' ny Tompo, nanao hoe: | En la dix-huitième année du roi |