<-
->

2Mp 21:9 But they hearkened not: and Manasseh seduced them to do more evil than did the nations whom the Lord destroyed before the children of Israel. Nefa tsy nihaino izy; fa Manase nitaona azy hanao ratsy mihoatra noho ny nataon' ny jentilisa, izay naringan' i Jehovah tsy ho eo anoloan' ny Zanak' Isiraely. Kanjo tsy nety izy ireo, ary nampivily azy Manase ka nanao ratsy mihoatra noho ireo firenena rehetra naringan' ny Tompo teo anoloan' ny zanak' Israely. Mais ils n' obéirent pas, Manassé les égara, au point qu' ils agirent plus mal que les nations que Yahvé avait exterminées devant les Israélites.