<-
->

2Mp 21:7 And he set a graven image of the grove that he had made in the house, of which the Lord said to David, and to Solomon his son, In this house, and in Jerusalem, which I have chosen out of all tribes of Israel, will I put my name for ever: Ary ny sarin' i Astarta izay nataony dia napetrany tao amin' ny trano nolazain' i Jehovah tamin' i Davida sy Solomona zanany hoe: Ato amin' ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin' ny firenen' Isiraely rehetra, no hasiako ny anarako mandrakizay. Ny sampin' i Astarte nataony, napetrany tao amin' ny trano izay nolazain' ny Tompo tamin' i Davida sy Salomona zanany hoe: Ato amin' ity trano ity, sy eto Jerosalema izay nofidiko tamin' ny fokon' Israely rehetra, no hametrahako ny anarako mandrakizay. Il plaça l' idole d' Ashéra, qu' il avait faite, dans le Temple au sujet duquel Yahvé avait dit à David et à son fils Salomon "Dans ce Temple et dans Jérusalem, la ville que j' ai choisie dans toutes les tribus d' Israël, je placerai mon Nom à jamais.