<-
->

2Mp 21:25 Now the rest of the acts of Amon which he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? Ary ny tantaran' i Amona sisa, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Amona, mbamin' izay nataony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà va izany? Le reste de l' histoire d' Amon et tout ce qu' il a fait, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda?