<-
->

2Mp 21:16 Moreover Manasseh shed innocent blood very much, till he had filled Jerusalem from one end to another; beside his sin wherewith he made Judah to sin, in doing that which was evil in the sight of the Lord. Ary na dia ny rà marina aza dia nalatsak' i Manase be dia be mandra-pamenony an' i Jerosalema rehetra, ho fanampin' ny ota izay nampanotany ny Joda tamin' ny nanaovany izay ratsy eo imason' i Jehovah. Afatsy ny fahotany izay nampanotany an' i Jodà, nitarihany azy hanao ratsy eo imason' ny Tompo, dia nandatsaka ra tsy manan-tsiny be koa Manase, ka feno izany Jerosalema hatrany an-tendrony ilany, ka hatrany an-tendrony ilany iray koa. Manassé répandit aussi le sang innocent en si grande quantité qu' il inonda Jérusalem d' un bout à l' autre, en plus des péchés qu' il avait fait commettre à Juda en agissant mal au regard de Yahvé.