<-
->

2Mp 20:6 And I will add unto thy days fifteen years; and I will deliver thee and this city out of the hand of the king of Assyria; and I will defend this city for mine own sake, and for my servant David' s sake. Ary hampiako dimy ambin' ny folo taona ny andronao; sady hamonjy anao sy ity tanàna ity amin' ny tanan' ny mpanjakan' i Asyria Aho; ary hiaro ity tanàna ity Aho noho ny amin' ny tenako sy Davida mpanompoko. hampiako dimy ambin' ny folo taona ny andronao. Hovonjeko amin' ny tanan' ny mpanjakan' i Asiria hianao sy ity tanàna ity, hiaro ity tanàna ity aho, noho ny amin' ny tenako sy noho ny amin' i Davida mpanompoko. J' ajouterai quinze années à ta vie, je te délivrerai, toi et cette ville, de la main du roi d' Assyrie, je protégerai cette ville à cause de moi et de mon serviteur David."