<-
->

2Mp 19:6 And Isaiah said unto them, Thus shall ye say to your master, Thus saith the Lord, Be not afraid of the words which thou hast heard, with which the servants of the king of Assyria have blasphemed me. Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin' ny tomponareo hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanompan' iretsy ankizilahin' ny mpanjakan' i Asyria iretsy Ahy. ka hoy Izaia tamin' izy ireo: Izao no holazainao amin' ny tomponareo, izao no lazain' ny Tompo: Aza mivadi-po amin' ny teny efa renao sy naniratsiran' ny mpanompon' ny mpanjakan' i Asiria ahy, celui-ci leur dit : "Vous direz à votre maître : Ainsi parle Yahvé. N' aie pas peur des paroles que tu as entendues, des blasphèmes que les valets du roi d' Assyrie ont lancés contre moi.