<-
->

2Mp 19:11 Behold, thou hast heard what the kings of Assyria have done to all lands, by destroying them utterly: and shalt thou be delivered? Indro, ianao efa nandre izay nataon' ireo mpanjakan' i Asyria tamin' ny tany rehetra, dia ny nandravany azy; ka ianao kosa va no ho voavonjy? Indro efa renao ihany ny nataon' ireo mpanjakan' i Asiria tamin' ny tany rehetra, tamin' ny nanaovany anatema azy ka hianao indray ve no ho voavonjy? Tu as appris ce que les rois d' Assyrie ont fait à tous les pays, les vouant à l' anathème, et toi, tu serais délivré!