<-
->

2Mp 18:9 And it came to pass in the fourth year of king Hezekiah, which was the seventh year of Hoshea son of Elah king of Israel, that Shalmaneser king of Assyria came up against Samaria, and besieged it. Ary tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Hezekia mpanjaka (dia ny taona fahafito nanjakan' i Hosea, zanak' i Elaha, mpanjakan' ny Isiraely, izany) no niakaran' i Salmanesera mpanjakan' i Asyria, hamely an' i Samaria sy nanaovany fahirano azy. Tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Ezekiasa mpanjaka, izay taona fahafito nanjakan' i Osea, zanak' i Elà, mpanjakan' Israely, no niakaran' i Salmanasara mpanjakan' i Asiria hamely an' i Samaria sy nanaovany fahirano azy. En la quatrième année d' Ezéchias, qui était la septième année d' Osée fils d' Ela, roi d' Israël, Salmanasar, roi d' Assyrie, attaqua Samarie et y mit le siège.