<-
->

2Mp 18:7 And the Lord was with him; and he prospered whithersoever he went forth: and he rebelled against the king of Assyria, and served him not. Ary Jehovah nomba azy, ka dia nambinina tamin' izay nalehany rehetra izy; ary niodina tamin' ny mpanjakan' i Asyria izy ka tsy nanompo azy. Dia nomban' ny Tompo izy, ka nahomby tamin' izay rehetra nataony. Niodina tamin' ny mpanjakan' i Asiria izy, dia afaka tsy nanompo an' io intsony. Aussi Yahvé fut-il avec lui et il réussit dans toutes ses entreprises. Il se révolta contre le roi d' Assyrie et ne lui fut plus soumis.