<-
->

2Mp 18:6 For he clave to the Lord, and departed not from following him, but kept his commandments, which the Lord commanded Moses. Fa nifikitra tamin' i Jehovah izy ka tsy niala tamin' ny fanarahana Azy, fa nitandrina ny didy izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Nifikitra tamin' ny Tompo izy, ka tsy mba nivily niala taminy, fa nitandrina ny didy nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Il resta attaché à Yahvé, sans jamais se détourner de lui, et il observa les commandements que Yahvé avait prescrits à Moïse.