<-
->

2Mp 18:31 Hearken not to Hezekiah: for thus saith the king of Assyria, Make an agreement with me by a present, and come out to me, and then eat ye every man of his own vine, and every one of his fig tree, and drink ye every one the waters of his cistern: Aza mihaino an' i Hezekia; fa izao no lazain' ny mpanjakan' i Asyria: Manaova fanekena amiko hiadanana, ka mankanesa atý amiko, ary samia homana ny voalobony sy ny aviaviny, ary samia misotro ny rano avy amin' ny lavaka famorian-dranony avy ianareo, Aza mihaino an' i Ezekiasa fa izao no lazain' ny mpanjakan' i Asiria: Manaova fanekem-pihavanana amiko ka maneke ahy hianareo, dia samy hihinana ny voaloboka aman' aviavinareo, samy hisotro ny rano ao am-pantsakanareo, N'écoutez pas Ezéchias, car ainsi parle le roi d' Assyrie Faites la paix avec moi, rendez-vous à moi et chacun de vous mangera le fruit de sa vigne et de son figuier, chacun boira l' eau de sa citerne,