<-
->

2Mp 18:17 And the king of Assyria sent Tartan and Rabsaris and Rabshakeh from Lachish to king Hezekiah with a great host against Jerusalem. And they went up and came to Jerusalem. And when they were come up, they came and stood by the conduit of the upper pool, which is in the highway of the fuller' s field. Ary ny mpanjakan' i Asyria naniraka an' i Tartana sy Raba-sarisa ary Rabsake mbamin' ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin' i Hezekia mpanjaka. Dia niakatra ireny ka tonga tany Jerosalema; ary nony tonga teo izy, dia nitsangana teo anilan' ny lakan-drano amin' ny kamory ambony, teo an-dalambe mankamin' ny sahan' ny mpamotsy lamba. Ary ny mpanjakan' i Asiria naniraka ny jeneraliny ambony indrindra sy ny lehiben' ny eonoka, ny komandy mpandroso divay, mbamin' ny miaramila maro koa, avy any Lakisa, ho any amin' i Ezekiasa mpanjaka, any Jerosalema. Dia niakatra izy ireo, ka tonga tany Jerosalema. Nony tonga tao izy, dia nijanona teo anilan' ny lakan-dranon' ny farihy ambony, amin' ny làlana mankamin' ny sahan' ny Mpamotsy lamba, De Lakish, le roi d' Assyrie envoya vers le roi Ezéchias à Jérusalem le grand échanson avec un important corps de troupes. Il monta donc à Jérusalem et, étant arrivé, il se posta près du canal de la piscine supérieure, qui est sur le chemin du champ du Foulon.