<-
->

2Mp 18:1 Now it came to pass in the third year of Hoshea son of Elah king of Israel, that Hezekiah the son of Ahaz king of Judah began to reign. Ary tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Hosea, zanak' i Elaha, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Hezekia, zanak' i Ahaza, mpanjakan' ny Joda. Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Osea, zanak' i Elà mpanjakan' Israely, no vao nanjaka kosa Ezekiasa zanak' i Akaza mpanjakan' i Jodà. En la troisième année d' Osée fils d' Ela, roi d' Israël, Ezéchias fils d' Achaz devint roi de Juda.