<-
->

2Mp 17:4 And the king of Assyria found conspiracy in Hoshea: for he had sent messengers to So king of Egypt, and brought no present to the king of Assyria, as he had done year by year: therefore the king of Assyria shut him up, and bound him in prison. Ary ny mpanjakan' i Asyria nahita fa niodina Hosea; fa efa naniraka olona tany amin' i So, mpanjakan' i Egypta, izy sady tsy nanatitra hetra ho an' ny mpanjakan' i Asyria intsony tahaka ny fanaony isan-taona; koa dia nanidy azy ny mpanjakan' i Asyria sy namatotra azy tao an-trano-maizina. Vaky tamin' ny mpanjakan' i Asiria ho nanao teti-dratsy anefa Osea fa naniraka olona tany amin' i Soa, mpanjakan' i Ejipta, sady tsy nandoa hetra intsony ho an' ny mpanjakan' i Asiria, isan-taona, ka nasain' ny mpanjakan' i Asiria nosamborina sy nogadraina, dia nalatsaka an-tranomaizina. Mais le roi d' Assyrie découvrit qu' Osée le trahissait celui-ci avait envoyé des messagers à Saïs, vers le roi d' Egypte, et il n' avait pas livré le tribut au roi d' Assyrie, comme chaque année. Alors le roi d' Assyrie le fit mettre en prison, chargé de chaînes.