<-
->

2Mp 17:36 But the Lord, who brought you up out of the land of Egypt with great power and a stretched out arm, him shall ye fear, and him shall ye worship, and to him shall ye do sacrifice. Fa Jehovah, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta tamin' ny hery lehibe sy ny sandry nahinjitra, dia aoka Izy ihany no hatahoranareo, ary ho eo anatrehany no hiankohofanareo, ary ho Azy no hamonoanareo zavatra hatao fanatitra; Fa Iaveh Andriamanitrareo izay nitondra anareo niakatra avy any amin' ny tany Ejipta, tamim-pahefana lehibe sy tamin-tsandry nahinjitra, izy no atahory, eo anatrehany no iankohofy, ary izy no anatero sorona. C' est seulement à Yahvé, qui vous a fait monter du pays d' Egypte par la grande puissance de son bras étendu, qu' iront votre révérence, votre adoration et vos sacrifices.