<-
->

2Mp 17:27 Then the king of Assyria commanded, saying, Carry thither one of the priests whom ye brought from thence; and let them go and dwell there, and let him teach them the manner of the God of the land. Ary ny mpanjakan' i Asyria nandidy hoe: Iraho ho any ny anankiray amin' ny mpisorona izay nentinareo ho babo avy tany, ary aoka handeha izy ka hitoetra any, dia aoka hampianatra azy izay tokony hatao amin' ny Andriamanitry ny tany any izy. Ka dia izao no didy nomen' ny mpanjakan' i Asiria: Maniraha mpisorona anankiray amin' ireo nentinareo ho babo avy any, dia izay no aoka handeha honina any, hampianatra azy ireo ny fomba fanompo ny andriamanitry ny tany any. Alors le roi d' Assyrie donna cet ordre : "Qu' on fasse partir là-bas l' un des prêtres que j' en ai déportés, qu' il aille s' y établir et qu' il leur enseigne le rite du dieu du pays."