<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 17:24 | And the king of |
Ary ny mpanjakan' i Asyria nitondra olona avy tany Babylona sy Kota sy Ava sy Hamata sy Sefarvaima ka namponina azy teny amin' ny tanànan' i Samaria nisolo ny Zanak' Isiraely; dia nahazo an' i Samaria ireny ka nitoetra teny amin' ny tanànany. | Olona nasain' ny mpanjakan' i Asiria ho avy any Babilona sy any Kota sy any Avah, sy any Emata, ary any Sefarvaima no namponeniny tany amin' ny tanànan' i Samaria, hisolo ny zanak' Israely, ka dia ireny no nahazo an' i Samaria, sy nonina tamin' ny tanànany. | Le roi d' |