<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 17:21 | For he rent |
Fa nendahany niala tamin' ny taranak' i Davida ny Isiraely; ary ny olona nampanjaka an' i Jeroboama, zanak' i Nebata; ary Jeroboama dia nampiala ny Isiraely tsy hanaraka an' i Jehovah ka nampanota azy indrindra. | Satria niendaka niala tamin' ny fianakavian' i Davida Israely, fa nanangana an' i Jeroboama zanak' i Nabata ho mpanjaka, ary Jeroboama nampiala an' Israely tamin' ny Tompo sy nampanao fahotana lehibe azy ireo. | Il avait, en effet, détaché |