<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 16:2 | Twenty years old was |
Roa-polo taona Ahaza, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary tsy nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah Andriamaniny tahaka ny nataon' i Davida rainy izy; | Roapolo taona Akaza fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema. Tsy mba nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo Andriamaniny tahaka an' i Davida rainy izy; |