<-
->

2Mp 10:23 And Jehu went, and Jehonadab the son of Rechab, into the house of Baal, and said unto the worshippers of Baal, Search, and look that there be here with you none of the servants of the Lord, but the worshippers of Baal only. Ary Jeho sy Jonadaba, zanak' i Rekaba, nankao an-tranon' i Bala ka niteny tamin' ny mpanompon' i Bala hoe: Fantaro tsara sy izahao, fandrao misy mpanompon' i Jehovah eto aminareo, fa tsy ny mpanompon' i Bala ihany. Ary tamin' izay dia tonga tao an-tranon' i Baala Jeho niaraka tamin' i Jonadaba zanak' i Akaba, ka hoy izy tamin' ny mpanompon' i Baala: Karohy ary zahao, mba tsy hisy mpanompon' ny Tompo eto aminareo, fa ny mpanompon' i Baala ihany. Jéhu vint au temple de Baal avec Yonadab fils de Rékab et dit aux fidèles de Baal : "Assurez-vous bien qu' il n' y a pas de serviteurs de Yahvé ici avec vous, mais rien que des fidèles de Baal",