<-
->

2Mp 10:21 And Jehu sent through all Israel: and all the worshippers of Baal came, so that there was not a man left that came not. And they came into the house of Baal; and the house of Baal was full from one end to another. Ary Jeho naniraka tany amin' ny Isiraely rehetra, ary dia tonga ny mpanompon' i Bala rehetra, ka tsy nisy lehilahy tsy tonga teo na dia iray akory aza. Ary dia niditra tao an-tranon' i Bala ireo, ka feno hika ny trano. Nandefa iraka tany amin' Israely rehetra Jeho, ka tonga avokoa ny mpanompon' i Baala rehetra tsy nisy nijanona ka tsy tonga, na dia iray aza. Niditra tao an-tranon' i Baala izy ireo, ka feno ny tranon' i Baala hatrany aloha ka hatrany aoriana. Jéhu envoya des messagers dans tout Israël et tous les fidèles de Baal arrivèrent, il n' en resta pas un qui ne vînt. Ils se rendirent au temple de Baal, qui fut rempli d' un mur à l' autre.