<-
->

1Mp 9:9 And they shall answer, Because they forsook the Lord their God, who brought forth their fathers out of the land of Egypt, and have taken hold upon other gods, and have worshipped them, and served them: therefore hath the Lord brought upon them all this evil. Ary hisy hamaly hoe: Satria ny olona nahafoy an' i Jehovah Andriamaniny, Izay nitondra ny razany nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, ary nikikitra tamin' andriamani-kafa sy niankohoka teo anatrehany ka nanompo azy, dia izany no nampidiran' i Jehovah izao loza rehetra izao taminy. Ary ny olona hamaly hanao hoe: Satria izy ireo nandao an' ny Tompo Andriamaniny, izay namoaka ny razany avy tany amin' ny tany Ejipta, ka andriamani-kafa no nifikirany sy niankohofany teo anatrehany ary notompoiny, ka izany no nampidiran' ny Tompo izao loza rehetra izao tamin' izy ireo. et l' on répondra : "Parce qu' ils ont abandonné Yahvé leur Dieu qui avait fait sortir leurs pères du pays d'Égypte, qu' ils se sont attachés à d' autres dieux et qu' ils leur ont rendu hommage et culte, voilà pourquoi Yahvé leur a envoyé tous ces maux". "