<-
->

1Mp 9:24 But Pharaoh' s daughter came up out of the city of David unto her house which Solomon had built for her: then did he build Millo. Ary rehefa niakatra avy any an-Tanànan' i Davida ny zanakavavin' i Farao hankany amin' ny tranony izay nataon' i Solomona ho azy, dia nanao an' i Milo koa izy. Ary niakatra ny zanakavavin' i Faraona avy any an-tanànan' i Davida, ho ao amin' ny tranony, izay nataon' i Salomona ho azy, ka tamin' izay izy no nanorina an' i Melao. Dès que la fille de Pharaon fut montée de la Cité de David à sa maison qu' il lui avait construite, alors il bâtit le Millo.