<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 9:15 | And this is the reason of the levy which king |
Ary izao no toetry ny fanompoana nampanaovin' i Solomona mpanjaka ny olona, tamin' ny nanaovany ny tranon' i Jehovah sy ny lapan' andriana ary Milo sy ny màndan' i Jerosalema, sy Hazora sy Megido ary Gazera | Izao kosa no momba ny olona mpanao fanompoana nalain' i Salomona, hanaovana ny tranon' ny Tompo sy ny tranony, Melao sy ny mandan' i Jerosalema, Hasera, Magedao, ary Gazera. | Voici ce qui concerne la corvée que le roi |