<-
->

1Mp 9:11 (Now Hiram the king of Tyre had furnished Solomon with cedar trees and fir trees, and with gold, according to all his desire,) that then king Solomon gave Hiram twenty cities in the land of Galilee. (Hirama, mpanjakan' i Tyro, nanome an' i Solomona hazo sedera sy hazo kypreso ary volamena, araka izay rehetra niriny), dia nomen' i Solomona tanàna roa-polo tany amin' ny tany Galilia kosa Hirama. ka nomen' ny mpanjaka Salomona tanàna roapolo teo amin' ny tany Galilea Hirama. Hiram, roi de Tyr, lui avait fourni du bois de cèdre et de genévrier, et de l' or, tant qu' il en avait voulu , alors le roi Salomon donna à Hiram vingt villes dans le pays de Galilée.