<-
->

1Mp 7:46 In the plain of Jordan did the king cast them, in the clay ground between Succoth and Zarthan. Teo amin' ny tany amoron' i Jordana no nanaovan' ny mpanjaka an-idina azy tamin' ny tanimanga teo anelanelan' i Sokota sy Zaretana. Tao amin' ny tany lemak' i Jordany, amin' ny tany be tanimanga anelanelan' i Sokota sy Sartana no nasain' ny mpanjaka nanaovana anidina azy. C' est dans la plaine du Jourdain qu' il les coula en pleine terre, entre Sukkot et Çartân ;