<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 6:21 | So |
Ary nopetahan' i Solomona takela-bolamena tsara indrindra ny atin' ny trano; sady nasiany vakoka volamena hisakana eo anoloan' ny efitra anatiny; ary nopetahany takela-bolamena koa ny alitara. | Nopetahan' i Salomona volamena madio izy, ary nopetahany sedera koa ny otely. Nopetahan' i Salomona volamena madio avokoa ny ati-trano, ary nasiany rojo volamena nisakana, teo anoloan' ny fitoerana masina, izay norakofany volamena koa. | devant le |