<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 4:19 | Gabera, zanak' i Ory, tany amin' ny tany Gileada, tanin' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, sy Oga, mpanjakan' i Basana; ary izy ihany no voatendry ho amin' izany tany izany. | Gabara zanak' i Orì, tamin' ny tany Galaada, amin' ny tanin' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, sy Oga mpanjakan' i Basàna, fa iray ihany no mpikarakara tamin' izany tany izany. |