<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 4:13 | The son of |
Beni-gabera tao Ramota-gileada; ny tanàna madinika an' i Jaïra, zanak' i Manase, izay any Gileada, no azy; azy koa ny tany Argoba, izay any Basana, dia tanana enim-polo lehibe nisy manda sy hidy varahina; | Ben-Gabera tao Ramotan' i Galaada; izao no azy: ny tanàna madinik' i Jaira, zanak' i Manase, any Galaada; ny tany Argoba, any Basàna, misy tanàna lehibe enimpolo, mimanda sy misy hidy varahina; | Fils de |