<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 22:12 | And all the prophets prophesied so, saying, Go up to |
Ary ny mpaminany rehetra naminany toy izany koa hoe: Mandehana any Ramota-gileada, dia hambinina ianao; fa Jehovah hanolotra azy eo an-tananao, ry mpanjaka. | Ny mpaminany rehetra koa naminany torak' izany, ka nanao hoe; Miakara any Ramota any Galaada, ka maharese, satria hatolotry ny Tompo eo an-tanan' ny mpanjaka izany. | Et tous les prophètes faisaient la même prédiction, disant : " Monte à |