<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 21:26 | And he did very abominably in following idols, according to all things as did the |
Ary izy nanao vetaveta loatra tamin' ny 1 nanarahany ny sampy, dia tahaka izay rehetra nataon' ny Amorita. izay noroahin' i Jehovah teo anoloan' ny Zanak' Isiraely. | Nanao toe-pitondran-tena vetaveta indrindra izy tamin' ny nandehanany amin' ny sampy, araka ny fomba rehetra fanaon' ny Amoreana, izay noroahin' ny Tompo teo anoloan' ny zanak' Israely. | Il a agi d' une manière tout à fait abominable, s' attachant aux idoles, comme avaient fait les |