<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 20:16 | And they went out at noon. But |
Ary nivoaka izy nony nitataovovonana ny andro. Fa Beni-hadada nisotro ho mamo tao an-trano rantsan-kazo, dia izy sy ireo mpanjaka roa amby telo-polo izay nanampy azy. | Dia nivoaka hamely izy ireo, nony nitataovovonana ny andro, ary Benadada mbamin' ireo mpanjaka roa amby telopolo nanampy azy dia mbola nisotro sy nimamo tao an-trano rantsan-kazo tamin' izany. | Ils firent une sortie à midi, alors que |